Mikambana (Ny Menafify)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola betsaka kgdx ireo namako toa ahy
Izay milaza fa ny azy no marina
Manindrahindra ny azy, tononkira.serasera.org manaratsy ny hafa
Nefa hoy ny Tompo hoe : Mikambana

Mikambana, mikambana
Fa aza misaratsaraka
Fa isika na dia maro
Tena iray ihany ao amin’ny Tompo

Miantsoantso etsy sy ero
Toa hamvqyr mampizarazara ny efa tafaray
Raha ony iray ihany no hitana ndeha hiarady
Satria hoy ny Tompo hoe: Mikambana

Mikambana, mikambana, …

Tadidio tsara ,ataovy an-tsaina
Fa lanitra iray ihany no tanjona
Ka noho izany andeha isika hifampitantana
Satria hoy ny Tompo hoe : Mikambana

Mikambana, mikambana, ……
brpjmlvl

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Menafify
Visites : 1697
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ra Pa
Date : 11/04/2017 21:18
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0286