Ampidiro aloha ny tenimiafina
Akory Aby (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akory aby ianareo, ry sakaizako ô ?
Akory aby ianareo, salama jhkxhvtj tsara ve ?
Izahay eto izao tena mavitrika
Enga anie ianareo hitovy aminay
E !e !e ! Akory aby tononkira.serasera.org ianareo ?
E !e !e kosg ! salama ve ?
Mino izahay fa fitiavan’ny Ray
No nitrotro glyqoj ahy sy ianao
Ka nahatratra izao
Akory aby ianareo, salama jhkxhvtj tsara ve ?
Izahay eto izao tena mavitrika
Enga anie ianareo hitovy aminay
E !e !e ! Akory aby tononkira.serasera.org ianareo ?
E !e !e kosg ! salama ve ?
Mino izahay fa fitiavan’ny Ray
No nitrotro glyqoj ahy sy ianao
Ka nahatratra izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MenafifyVangy : 3182
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ra Pa
Daty : 11/04/2017 21:18
