Mandalo (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo fitsapana

Mandalo fitsapana ny fiainanay O O O  
Matoky manana Anao izahay ry urgf Jeso  
Na teo ny ditra sy adalana Ray O  
Matoky manana anao izahay ry Jeso epay  

O mila Anao ry Jeso  
O mila Anao izahay e e  
Ny fiainanay ry Jeso  
Ka mba vonjeo izahay e  

Na dia miezaka izahay ry Jeso Tompo  
Iala amin’ireo fomba ratsy izahay fanaoany  
Dia tsy ho afaka satria efa maloto  
Mba raiso re raha sitrakao ka afaho  

Mpamonjy O vxxps Tsy reraka ny miantso Anao O  
Mpamonjy O Mpanota izahay ka mitalaho O  tononkira.serasera.org
Mpamonjy O Mihandrandra Anao ny fiainanay O  
Mpamonjy O Matoky Anao mandrakizay  

A/C Mahefa Andrianjaka RABARINELA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka
Visites : 116
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valentin0314
Date : 08/07/2026 17:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0655