Mandalo (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo fitsapana

Mandalo fitsapana ny fiainanay O O O  
Matoky manana Anao izahay ry Jeso  
Na teo ny ditra sy adalana Ray O  
Matoky manana anao izahay ry tononkira.serasera.org Jeso  

O mila Anao ry Jeso  
O mila Anao izahay e e  
Ny fiainanay ry Jeso  
Ka mba vonjeo izahay e  

Na dia miezaka izahay ry Jeso Tompo  
Iala amin’ireo fomba ratsy izahay fanaoany  
Dia tsy ho afaka satria efa maloto  
Mba raiso re raha sitrakao ka afaho wwavdw  

Mpamonjy O Tsy reraka ny miantso Anao O  neekmp
Mpamonjy O wqhjev Mpanota izahay ka mitalaho O  
Mpamonjy O Mihandrandra Anao ny fiainanay O  
Mpamonjy O Matoky Anao mandrakizay  

A/C Mahefa Andrianjaka RABARINELA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka
Hits : 185
Likes : 0 Like
Created by : Valentin0314
Date : 08/07/2026 17:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.068