Vonona hiasa (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Ho taninketsana pdvjbuey izahay ry Ray
Ho tany lonaka hanirian’ny Teninao
Ho fitaratra amin’ny asa atao
Hamoa zato heny noho ny eblk tononkira.serasera.org Teninao
Ref: Ny Teninao Tompo ô no ho fanilonay
Ireo Didinao Tompo ô, fahazavanay
Ho mendrika ny Anaranao izahay zandrinao
Ho anisan’ireo vonona pwlblf hiasa ho Anao
2) Ho tanoranao izahay ry Ray
Ho tanora masina hitory ireo hafatrao
Zary ho fanasina sy ho mpianatrao
Na fitafy na fiteny entinay hanompo Anao
Ref:
Ny Teninao Tompo ô no ho fanilonay
Ireo Didinao Tompo ô, fahazavanay
Ho mendrika ny Anaranao izahay zandrinao
Ho anisan’ireo vonona hiasa ho Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AntsafiaVangy : 372
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sanda825
Daty : 27/09/2025 20:17