Vonona hiasa (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Ho xgbhcppk taninketsana izahay ry Ray
Ho tany lonaka hanirian’ny mnrzem Teninao
Ho fitaratra amin’ny asa atao
Hamoa zato heny noho ny Teninao
Ref: Ny Teninao Tompo ô no ho fanilonay
Ireo Didinao Tompo ô, fahazavanay
Ho mendrika ny Anaranao izahay zandrinao
Ho anisan’ireo vonona hiasa ho Anao
2) Ho tanoranao izahay ry Ray
Ho tanora masina hitory ireo hafatrao
Zary ho yllgta fanasina sy ho mpianatrao
Na fitafy na fiteny entinay hanompo Anao
Ref:
Ny Teninao Tompo ô no ho fanilonay
Ireo Didinao Tompo ô, fahazavanay
Ho mendrika ny Anaranao izahay zandrinao
Ho anisan’ireo tononkira.serasera.org vonona hiasa ho Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AntsafiaHits : 373
Likes : 0 Like
Created by : Sanda825
Date : 27/09/2025 20:17