Vonona hiasa (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Ho taninketsana izahay ry Ray
Ho tany lonaka hanirian’ny Teninao
Ho fitaratra amin’ny asa atao
Hamoa zato heny noho ny amyyki Teninao
Ref: Ny Teninao Tompo ô no ho fanilonay
Ireo Didinao Tompo ô, fahazavanay
Ho mendrika ktaizj ny Anaranao izahay zandrinao
Ho anisan’ireo vonona hiasa krju ho tononkira.serasera.org Anao
2) Ho tanoranao izahay ry Ray
Ho tanora masina hitory ireo hafatrao
Zary ho fanasina sy ho mpianatrao
Na fitafy na fiteny entinay hanompo Anao
Ref:
Ny Teninao Tompo ô no ho fanilonay
Ireo Didinao Tompo ô, fahazavanay
Ho mendrika ny Anaranao izahay zandrinao
Ho anisan’ireo vonona hiasa ho Anao
Ho tany lonaka hanirian’ny Teninao
Ho fitaratra amin’ny asa atao
Hamoa zato heny noho ny amyyki Teninao
Ref: Ny Teninao Tompo ô no ho fanilonay
Ireo Didinao Tompo ô, fahazavanay
Ho mendrika ktaizj ny Anaranao izahay zandrinao
Ho anisan’ireo vonona hiasa krju ho tononkira.serasera.org Anao
2) Ho tanoranao izahay ry Ray
Ho tanora masina hitory ireo hafatrao
Zary ho fanasina sy ho mpianatrao
Na fitafy na fiteny entinay hanompo Anao
Ref:
Ny Teninao Tompo ô no ho fanilonay
Ireo Didinao Tompo ô, fahazavanay
Ho mendrika ny Anaranao izahay zandrinao
Ho anisan’ireo vonona hiasa ho Anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AntsafiaVisites : 371
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sanda825
Date : 27/09/2025 20:17
