Soa fa nisy Ray (NY ANTSAFIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy miafina eo imasonao Jeso
Zay toetranay sy fiainanay eto
feno lolom-po, mankahala ny namanay
Soa fa nisy Ray feno fitiavana

2-Tsy maharitra fa voatarika ila
Ny fanao izay mahaloto ny fanahy
Saika rendrika no noraisin’ny tananao
Soa fa nisy Ray feno fitiavana

3-Ny Fanahinao no nampody indray anay
Hisakambina izany sandrinao Jesoa
Nefa semptora tsy mahita izay lalana
Soa fa nisy Ray feno Fitiavana

Fiverenana:
Ry Rainay,
Tsinontsinona anie aho
mihoatra ny fitiavanao
fa ny foko anio Jeso
Raisonao ka hanjakao

Ry Rainay,
Tsy mba mendrika ho anao
Nefa dia noraisinao
Ho mpanomponao izao
Ho mpitory ny asanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NY ANTSAFIA
Vangy : 1362
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : NYANTSAFIA
Daty : 18/11/2017 08:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1137