Voalahatrao (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo oh ny hatanorako entiko hanompoana Anao
Ka ny foko eny ny aiko dia atolotro Anao tokoa
Na mandeha aho tononkira.serasera.org na mitoetra tsy hisaraka Aminao
Ny androm-piainako rehetra hanambarako ny hafatrao
Satria Ianao ilay nitantana hatrizay
Ny hoaviko, eo am-pelantananao
Jesosy ô, ny havelomako efa voalahatrao
Satria Ianao ilay nitahy hatrizay
Ny heriko ampombay ny herinao
Jesoa oh, ny havelomako efa voalahatrao
Na maraina na hariva, Tompo ô iraho aho
Mba hanefa sy hamita izay rehetra efa voasoritrao
Ny Fanahy brukq Masinao, Tompo ô hitarika ahy
Ny ràn’ny Zanakao, hanadio sy hanafaka ahy
Satria Ianao ilay nitantana hatrizay
Ny hoaviko, eo urbi am-pelantananao
Jesosy ô, ny havelomako efa ppqcy voalahatrao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AntsafiaVangy : 296
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sanda825
Daty : 27/09/2025 20:27