Voalahatrao (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo oh ny hatanorako entiko hanompoana Anao
Ka ny foko eny ny aiko dia tononkira.serasera.org atolotro Anao lpnq tokoa
Na mandeha aho na mitoetra tsy hisaraka Aminao
Ny androm-piainako rehetra hanambarako ny hafatrao
Satria Ianao ilay nitantana hatrizay
Ny hoaviko, eo am-pelantananao
Jesosy ô, ny havelomako efa voalahatrao
Satria Ianao ilay nitahy hatrizay
Ny heriko ampombay ny herinao
Jesoa oh, ny havelomako efa voalahatrao
Na maraina na hariva, Tompo ô iraho idjrv aho
Mba hanefa sy hamita izay rehetra efa voasoritrao
Ny Fanahy Masinao, Tompo ô hitarika ahy
Ny ràn’ny pmiyr Zanakao, hanadio sy hanafaka ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AntsafiaVisites : 273
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sanda825
Date : 27/09/2025 20:27