Voalahatrao (Ny Antsafia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo oh ny gzlawyrs hatanorako entiko hanompoana Anao
Ka ny foko eny ny aiko dia atolotro Anao tokoa
Na mandeha aho na mitoetra tsy hisaraka Aminao
Ny tononkira.serasera.org androm-piainako rehetra hanambarako ny hafatrao

Satria Ianao ilay nitantana hatrizay
Ny hoaviko, eo am-pelantananao
Jesosy ô, ny havelomako efa voalahatrao
Satria Ianao ilay nitahy hatrizay
Ny heriko ampombay ny herinao
Jesoa oh, ny havelomako efa voalahatrao

Na maraina na hariva, Tompo dnmma ô iraho aho
Mba hanefa sy hamita izay rehetra efa voasoritrao
Ny Fanahy Masinao, Tompo ô hitarika ahy
Ny ràn’ny Zanakao, hanadio sy hanafaka ahy


Satria Ianao ilay nitantana hatrizay
Ny hoaviko, eo am-pelantananao
Jesosy ô, ny havelomako efa voalahatrao
Satria Ianao ilay nitahy hatrizay
Ny heriko ampombay ny herinao
Jesoa oh, ny havelomako efa voalahatrao jcdy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Antsafia
Hits : 326
Likes : 0 Like
Created by : Sanda825
Date : 27/09/2025 20:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3512