Tena sambatra aho (Ny Antsafia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana fiadanana hatrany
Hasambarana miboika
Tsy ho lany!
Lavitry ny sento sy ny Tomany
Fiainana miaraka amin’ny Ray (2 hzrezfug fois)

Fiv :
Tena sambatra manana Anao
Tena lafatra anilanao

Fahoriana sento, latsa, tomany
Ranomaso jaly zkes raha ny eto an-tany
Fa Jehovah Tompo Ray
‘zay Mpahary!
Manome aina tononkira.serasera.org ahy mandrakizay

Fiv :
Tena sambatra manana Anao
Tena lafatra jfemiu anilanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Antsafia
Vangy : 1809
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nyantsafia
Daty : 08/12/2015 18:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322