Tena sambatra aho (Ny Antsafia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana fiadanana hatrany
Hasambarana miboika
Tsy ho lany!
Lavitry ny sento sy ny Tomany
Fiainana miaraka amin’ny Ray (2 fois)

Fiv jhin :
Tena sambatra manana Anao
Tena lafatra anilanao

Fahoriana sento, latsa, tomany
Ranomaso jaly raha ny tononkira.serasera.org eto an-tany
Fa Jehovah Tompo Ray
‘zay Mpahary!
Manome aina ahy mandrakizay

Fiv :
Tena sambatra manana Anao
Tena lafatra zvgrlww fwfmmtbt anilanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Antsafia
Hits : 1877
Likes : 0 Like
Created by : nyantsafia
Date : 08/12/2015 18:45
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0391