Tena sambatra aho (Ny Antsafia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana fiadanana swpznsud hatrany
Hasambarana tononkira.serasera.org miboika
Tsy ho lany!
Lavitry ny sento sy ny Tomany
Fiainana miaraka sfogs amin’ny Ray (2 fois)

Fiv :
Tena sambatra manana Anao
Tena lafatra anilanao

Fahoriana sento, latsa, tomany
Ranomaso jaly raha ny eto an-tany
Fa Jehovah Tompo Ray
‘zay Mpahary!
Manome aina ahy mandrakizay

Fiv afyzi :
Tena sambatra manana Anao
Tena lafatra anilanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Antsafia
Visites : 1876
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : nyantsafia
Date : 08/12/2015 18:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9837