Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny hanao ny sitrakao (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hanao ny sitrakao Andriamanitra oh no tiako
Raha mbola velona aho sy miaina koa
Hanoa ireo didinao , hiaina amin'ny Teninao
Ireo andro sisako hanompoako Anao
Ref:
Tantano aho tsy hivily tsy mba klxr hania
Fa Ianao Jesosy oh, no hitarika ny dia
Tohano aho, tefeo sy iasao
Mba ho fanaka mitondra ny Anaranao
Hitory ny Fitiavanao amin'ireo manodidina ahy
Handeha aho n'aiza n'aiza dia handroso ho sahy
Eny holazaiko izany hatrany tononkira.serasera.org am-paran'ny tany
Dia lay famonjena vitanao ho anay
Ref: ....
Ny handova 'lay tany vaovao Tompo kovg oh no faniriako
Hahazo ilay amboara izay napetrakao
Mba hitoetra andro lava aho ao an-dapanao
Eo an-tratranao ity zanakao
Ref:....x2
Ho mpanompo mahatoky eo imasonaoo
Raha izaho Ray oh dia hanao ny sitrakao
fnltadx
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AntsafiaVangy : 414
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sanda825
Daty : 21/11/2024 14:17
