Ny hanao ny sitrakao (Ny Antsafia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
shcosqje        
    Ny hanao ny sitrakao Andriamanitra oh no tiako
Raha mbola velona aho sy miaina koa
Hanoa ireo didinao , hiaina amin'ny Teninao
Ireo andro sisako hanompoako Anao

Ref:
Tantano aho tsy hivily tsy mba hania
Fa Ianao Jesosy oh, no hitarika ny dia
Tohano aho, tefeo sy iasao
Mba ho fanaka mitondra ny qemxy Anaranao

    Hitory ny Fitiavanao amin'ireo manodidina ahy
Handeha aho n'aiza n'aiza dia handroso ho sahy
Eny holazaiko izany hatrany am-paran'ny tany
Dia lay famonjena vitanao ho anay

      Ref: ....

      Ny handova tononkira.serasera.org 'lay tany vaovao Tompo oh no faniriako
Hahazo ilay amboara izay napetrakao
Mba hitoetra andro lava aho ao an-dapanao
Eo an-tratranao ity zanakao

    Ref:....x2
      Ho mpanompo mahatoky eo imasonaoo
Raha izaho ptarwma Ray oh dia hanao ny sitrakao
                    

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Antsafia
Visites : 499
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sanda825
Date : 21/11/2024 14:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303