Ny hanao ny sitrakao (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hanao ny sitrakao Andriamanitra oh tononkira.serasera.org no tiako
Raha mbola velona aho sy miaina koa
Hanoa ireo didinao , hiaina amin'ny xsewmujq Teninao
Ireo andro sisako hanompoako Anao
Ref:
Tantano aho tsy hivily tsy mba hania
Fa Ianao Jesosy oh, no hitarika ny dia
Tohano aho, tefeo sy iasao
Mba ho fanaka mitondra ny Anaranao
Hitory ny Fitiavanao amin'ireo manodidina ahy
Handeha aho n'aiza n'aiza dia handroso ho sahy
Eny holazaiko izany hatrany am-paran'ny tany
Dia lay famonjena vitanao ho anay
Ref: ....
Ny handova 'lay tany vaovao Tompo oh no faniriako
Hahazo oqvflx ilay amboara izay napetrakao
Mba hitoetra andro lava aho ao an-dapanao
Eo an-tratranao qjkfgr ity zanakao
Ref:....x2
Ho mpanompo mahatoky eo imasonaoo
Raha izaho Ray oh dia hanao ny sitrakao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AntsafiaHits : 462
Likes : 0 Like
Created by : Sanda825
Date : 21/11/2024 14:17
