Neny (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Neny, ry Neny, tianay loatra maminay ianao
Ry Neny, rxdap ry Neny, ilay nitaiza jsny sy nahabe anay
Kanto loatra ny manana anao
Ny Ray ao ambony ao anie homba anao
Neny, tianay ianao, Neny Reniko ianao
Ry Neny, ry Neny, tianay loatra maminay ianao
Ry Neny, ry Neny, ilay nitaiza sy nahabe anay
Kanto loatra tononkira.serasera.org ny manana anao
Ny Ray ao ambony ao anie homba anao
Neny, tianay ianao, Neny Reniko ianao
Indreto izahay miantso Anao wthbud ‘lay zanakao ‘lay adidinao
Arovy amin’ny ratsy, arovy amin’ny sampy efa Anao voatokana ho Anao
‘Lay Reninay tahio atoroy n’aiza n’aiza no aleha
Sakano ny ratsy aza avela handrafy
Efa Anao voatokana ho Anao izahay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AntsafiaVangy : 287
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sanda825
Daty : 27/09/2025 20:22