Neny (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Neny, ry Neny, tianay loatra maminay ianao
Ry Neny, ry Neny, ilay nitaiza sy nahabe anay
Kanto loatra ny manana anao
Ny Ray ao ambony ao anie homba anao
Neny, xwqjxbv tianay ianao, Neny Reniko ianao

Neny, tianay ianao, Neny tononkira.serasera.org Reniko ianao
Indreto izahay vluxhyt miantso Anao ‘lay zanakao ‘lay adidinao
Arovy amin’ny ratsy, arovy amin’ny sampy efa Anao voatokana ho Anao
‘Lay Reninay tahio atoroy n’aiza n’aiza no aleha
Sakano ny ratsy rxhp aza avela handrafy
Efa Anao voatokana ho Anao izahay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AntsafiaHits : 317
Likes : 0 Like
Created by : Sanda825
Date : 27/09/2025 20:22