Neny (Ny Antsafia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Neny, ry Neny, tianay loatra maminay ianao
Ry Neny, ry Neny, ilay nitaiza sy nahabe anay
Kanto loatra ny manana anao
Ny Ray ao ambony ao anie homba anao
Neny, tianay ianao, tononkira.serasera.org Neny Reniko ianao

Ry Neny, ry Neny, tianay loatra maminay nfnep ianao
Ry Neny, ry Neny, ilay nitaiza sy nahabe anay
Kanto loatra ny manana anao
Ny Ray ao ambony ao anie homba anao
Neny, tianay ianao, Neny Reniko ianao

Indreto izahay miantso Anao ‘lay zanakao hlvn ‘lay adidinao
Arovy amin’ny ratsy, arovy amin’ny sampy efa Anao voatokana ho Anao
‘Lay Reninay tahio atoroy n’aiza n’aiza no aleha
Sakano ny ratsy aza avela handrafy
Efa dpsvewks Anao voatokana ho Anao izahay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Antsafia
Visites : 316
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sanda825
Date : 27/09/2025 20:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031