Matokia (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maloka ve ny wcaah andronao anio
Halahelo, sento tomany
Mameno ny fiainanao
‘Lay masoandro nantenainao fa tononkira.serasera.org hiposaka izay
Toa maizina indray ilay mazava izay nandrandrainao
Lalan-tsara no itondrany anao
Ka aza dia mamoy fo izao
‘Hajanony hatreo ireo tebitebinao
Jesosy no efa hiady ho anao
Réf :
Matokia fa Izy eo miantoka anao
Ny ràny, nafoiny nanavotany anao
Maminy, tiany sarobidy Aminy
Ka aza manahy, Izy momba anao
‘Lay naharesy izao tontolo izao
Sarotra ve raha ny niainanao
Fahoriana, fijaliana, diavinao izao
Maro zwevblb ireo zavatra lmsh hoe nandratra ny fonao
Mavesatra ve ny entanao atolory indray izao
Mitrakà raiso Izy ao am-ponao
Hanafaka ireo tsy mahasoa
Zanany ianao, malalany asan’ny tanany
Halahelo, sento tomany
Mameno ny fiainanao
‘Lay masoandro nantenainao fa tononkira.serasera.org hiposaka izay
Toa maizina indray ilay mazava izay nandrandrainao
Lalan-tsara no itondrany anao
Ka aza dia mamoy fo izao
‘Hajanony hatreo ireo tebitebinao
Jesosy no efa hiady ho anao
Réf :
Matokia fa Izy eo miantoka anao
Ny ràny, nafoiny nanavotany anao
Maminy, tiany sarobidy Aminy
Ka aza manahy, Izy momba anao
‘Lay naharesy izao tontolo izao
Sarotra ve raha ny niainanao
Fahoriana, fijaliana, diavinao izao
Maro zwevblb ireo zavatra lmsh hoe nandratra ny fonao
Mavesatra ve ny entanao atolory indray izao
Mitrakà raiso Izy ao am-ponao
Hanafaka ireo tsy mahasoa
Zanany ianao, malalany asan’ny tanany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AntsafiaVangy : 324
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sanda825
Daty : 29/08/2025 17:23
