Matokia (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maloka ve ny andronao anio
Halahelo, sento tomany
Mameno ny fiainanao
‘Lay masoandro nantenainao fa hiposaka izay
Toa maizina indray ilay mazava izay nandrandrainao
Lalan-tsara no itondrany anao
Ka aza dia mamoy fo jdyp izao
‘Hajanony hatreo ireo tebitebinao
Jesosy no efa hiady ho ytrkipxi anao
Réf :
Matokia fa Izy eo miantoka anao
Ny ràny, nafoiny nanavotany anao
Maminy, tiany sarobidy Aminy
Ka aza manahy, Izy momba anao
‘Lay naharesy izao tontolo izao
Sarotra ve raha ny niainanao
Fahoriana, fijaliana, diavinao izao
Maro ireo tononkira.serasera.org zavatra hoe nandratra ny fonao
Mavesatra ve ny entanao atolory indray izao
Mitrakà raiso Izy ao am-ponao
Hanafaka ireo tsy mahasoa
Zanany ianao, ahxs malalany asan’ny tanany
Halahelo, sento tomany
Mameno ny fiainanao
‘Lay masoandro nantenainao fa hiposaka izay
Toa maizina indray ilay mazava izay nandrandrainao
Lalan-tsara no itondrany anao
Ka aza dia mamoy fo jdyp izao
‘Hajanony hatreo ireo tebitebinao
Jesosy no efa hiady ho ytrkipxi anao
Réf :
Matokia fa Izy eo miantoka anao
Ny ràny, nafoiny nanavotany anao
Maminy, tiany sarobidy Aminy
Ka aza manahy, Izy momba anao
‘Lay naharesy izao tontolo izao
Sarotra ve raha ny niainanao
Fahoriana, fijaliana, diavinao izao
Maro ireo tononkira.serasera.org zavatra hoe nandratra ny fonao
Mavesatra ve ny entanao atolory indray izao
Mitrakà raiso Izy ao am-ponao
Hanafaka ireo tsy mahasoa
Zanany ianao, ahxs malalany asan’ny tanany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AntsafiaHits : 325
Likes : 0 Like
Created by : Sanda825
Date : 29/08/2025 17:23
