Matokia (Ny Antsafia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maloka ve ny andronao anio
Halahelo, sento tomany
Mameno ny fywe fiainanao
‘Lay dkos masoandro nantenainao fa hiposaka izay
Toa maizina indray ilay mazava izay nandrandrainao
Lalan-tsara no itondrany anao
Ka aza dia mamoy fo izao
‘Hajanony hatreo ireo tebitebinao
Jesosy no efa hiady ho anao

Réf qdyuwk :
Matokia fa Izy eo miantoka anao
Ny ràny, nafoiny nanavotany anao
Maminy, tiany sarobidy Aminy
Ka aza manahy, Izy momba anao
‘Lay naharesy izao tontolo izao

Sarotra ve raha ny niainanao
Fahoriana, fijaliana, diavinao izao
Maro ireo zavatra hoe nandratra ny fonao
Mavesatra ve ny entanao atolory tononkira.serasera.org indray izao
Mitrakà raiso Izy ao am-ponao
Hanafaka ireo tsy mahasoa
Zanany ianao, malalany asan’ny tanany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Antsafia
Visites : 325
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sanda825
Date : 29/08/2025 17:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1717