Hifikitra Aminao (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatrizay, eny hatramin’izao
Nanaiky aho ny mzxju hanaradia ANAO
Na mafy aza ireo fitsapana wntt hiainako ety
Vonona aho ; hatreto ka hatrary
Mavesatra ireo efa nentiko
Indraindray aloha mila tsy ho zakako
Tsy ho kivy, tsy ho ketraka aho anefa sanatria
Raha IANAO no mitantana ny dia
Fiverenana:
Arovy aho, tsy ho latsaka
hifikitra Aminao
Tohano re, ‘ty foko tsy hiondrika na hitalaho
Fa manantena ANAO aho gzmn andry hiankinako
sy ho tokin’ny Fanahiko ANDRIAMANITRO
Mavesatra ireo efa nentiko
Indraindray aloha mila tononkira.serasera.org tsy ho zakako
Tsy ho kivy, tsy ho ketraka aho anefa sanatria
Raha IANAO no mitantana ny dia
Fiverenana:
Arovy aho, tsy ho latsaka
hifikitra Aminao
Tohano re, ‘ty foko tsy hiondrika na hitalaho
Fa manantena ANAO aho andry hiankinako
sy ho tokin’ny Fanahiko ANDRIAMANITRO (Malalako)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AntsafiaVangy : 2141
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : NYANTSAFIA
Daty : 18/11/2017 08:49