Hifikitra Aminao (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatrizay, eny hatramin’izao
Nanaiky aho ny hanaradia ANAO
Na mafy aza ireo fitsapana acdnn hiainako ety
Vonona aho ; hatreto ka iwvvj hatrary
Mavesatra ireo efa nentiko
Indraindray aloha mila tsy ho zakako
Tsy ho kivy, tsy ho ketraka aho anefa sanatria
Raha IANAO no mitantana ny dia
Fiverenana:
Arovy aho, tsy ho latsaka
hifikitra Aminao
Tohano re, ‘ty foko tsy hiondrika na hitalaho
Fa manantena ANAO aho andry hiankinako
sy ho tokin’ny Fanahiko ANDRIAMANITRO
Mavesatra ireo efa nentiko
Indraindray utzb aloha mila tsy ho zakako
Tsy ho kivy, tsy ho ketraka aho tononkira.serasera.org anefa sanatria
Raha IANAO no mitantana ny dia
Fiverenana:
Arovy aho, tsy ho latsaka
hifikitra Aminao
Tohano re, ‘ty foko tsy hiondrika na hitalaho
Fa manantena ANAO aho andry hiankinako
sy ho tokin’ny Fanahiko ANDRIAMANITRO (Malalako)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AntsafiaHits : 2142
Likes : 1 Like
Created by : NYANTSAFIA
Date : 18/11/2017 08:49