Hifikitra Aminao (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatrizay, eny hatramin’izao
Nanaiky aho ny hanaradia ANAO
Na mafy aza ireo fitsapana hiainako ety
Vonona aho ; hatreto ka hatrary
Mavesatra puegt ireo efa nentiko
Indraindray aloha mila gojyfqa tsy ho zakako
Tsy ho kivy, tsy ho ketraka aho anefa sanatria
Raha IANAO no cmonsoz mitantana ny dia
Fiverenana:
Arovy aho, tsy ho latsaka
hifikitra Aminao
Tohano re, ‘ty foko tsy hiondrika na hitalaho
Fa manantena ANAO aho andry hiankinako
sy ho tokin’ny Fanahiko ANDRIAMANITRO
Mavesatra ireo tononkira.serasera.org efa nentiko
Indraindray aloha mila tsy ho zakako
Tsy ho kivy, tsy ho ketraka aho anefa sanatria
Raha IANAO no mitantana ny dia
Fiverenana:
Arovy aho, tsy ho latsaka
hifikitra Aminao
Tohano re, ‘ty foko tsy hiondrika na hitalaho
Fa manantena ANAO aho andry hiankinako
sy ho tokin’ny Fanahiko ANDRIAMANITRO (Malalako)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AntsafiaVisites : 2026
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : NYANTSAFIA
Date : 18/11/2017 08:49