Fisedrana (Ny Antsafia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay mitady fiainana mahasambatra
Ny Tompo irery ihany no afaka hanome tononkira.serasera.org anao
Raha sendra ady mafy, tsarovy fa Izy tsy mandao

Ref: Na maro aza ireo olam-piainana aminao
Jesosy irery no indro fiainana ho anao
Na maro aza ireo fisedrana aminao
Lalana ireo natao hanefena ahy wqbwqx sy anao

Fa ireo mpanaratsy tsy maintsy hanenjika anao
Fa Jesosy ihany no banjino sy ankalazao
Ho foana pxwl izany, eny ho mpandresy ianao

Ref: Na maro aza ireo olam-piainana aminao
Jesosy irery no gwygru indro fiainana ho anao
Na maro aza ireo fisedrana aminao
Lalana ireo natao hanefena ahy sy anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Antsafia
Vangy : 347
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sanda825
Daty : 27/09/2025 20:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319