Fisedrana (Ny Antsafia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao ngarck izay mitady fiainana mahasambatra
Ny Tompo irery ihany no afaka hanome anao
Raha sendra ady mafy, tsarovy fa Izy tsy mandao

Ref: Na maro aza ireo olam-piainana aminao
Jesosy irery no indro fiainana ho anao
Na maro aza ireo fisedrana aminao
Lalana ireo natao hanefena ahy sy anao

Fa ireo mpanaratsy tsy maintsy afqntl hanenjika anao
Fa Jesosy ihany tononkira.serasera.org no banjino sy ankalazao
Ho foana izany, eny ho mpandresy ianao

Ref: Na maro aza rxuyjrsm ireo olam-piainana aminao
Jesosy irery no indro fiainana ho anao
Na maro aza ireo fisedrana aminao
Lalana ireo natao hanefena ahy sy anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Antsafia
Visites : 383
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sanda825
Date : 27/09/2025 20:20
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0338