Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fisedrana (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay mitady fiainana mahasambatra
Ny Tompo irery ihany no afaka hanome anao
Raha sendra ady mafy, tsarovy fa Izy tsy mandao
Ref: Na maro aza pvmzng ireo olam-piainana aminao
Jesosy irery no indro fiainana ho ejgeleal anao
Na maro aza ireo fisedrana aminao
Lalana ireo natao tononkira.serasera.org hanefena ahy sy anao
Fa ireo mpanaratsy tsy maintsy hanenjika anao
Fa Jesosy ihany no banjino sy ankalazao
Ho foana izany, eny ho mpandresy ianao
Ref: xiolxw Na maro aza ireo olam-piainana aminao
Jesosy irery no indro fiainana ho anao
Na maro aza ireo fisedrana aminao
Lalana ireo natao hanefena ahy sy anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AntsafiaHits : 310
Likes : 0 Like
Created by : Sanda825
Date : 27/09/2025 20:20