EFA VOALAHATRAO (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ny hatanorako
Entiko hanompo Anao
Ka ny foko, eny ny aiko nznbdk
Dia atolotro ho Anao tokoa
Na mandeha aho na mitoetra
Tsy hisaraka Aminao
Ny androm-piainako rehetra
Hanambarako ny hafatrao
Réfrain:
Satria Ianao,
No nitantana hatr’izay
Ny ho tononkira.serasera.org aviko eo am-pelatananao
Jesosy o! (JESO Ô) ny havelomako efa voalahatrao
Satria Ianao,
Ilay nitahy hatr’izay
Ny heriko ampombay adfnua ny herinao
JESO pwcpfz Ô ny havelomako
Entiko hanompoana Anao
2.Na maraina na hariva
Tompo ô irao aho
Hanefa sy hamita
izay efa voasoritrao
Ny Fanahy masinao
Tompo ô ny hitarika ahy
Ny ràn’ny Zanakao
Anadio sy anafaka ahy
Entiko hanompo Anao
Ka ny foko, eny ny aiko nznbdk
Dia atolotro ho Anao tokoa
Na mandeha aho na mitoetra
Tsy hisaraka Aminao
Ny androm-piainako rehetra
Hanambarako ny hafatrao
Réfrain:
Satria Ianao,
No nitantana hatr’izay
Ny ho tononkira.serasera.org aviko eo am-pelatananao
Jesosy o! (JESO Ô) ny havelomako efa voalahatrao
Satria Ianao,
Ilay nitahy hatr’izay
Ny heriko ampombay adfnua ny herinao
JESO pwcpfz Ô ny havelomako
Entiko hanompoana Anao
2.Na maraina na hariva
Tompo ô irao aho
Hanefa sy hamita
izay efa voasoritrao
Ny Fanahy masinao
Tompo ô ny hitarika ahy
Ny ràn’ny Zanakao
Anadio sy anafaka ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AntsafiaVangy : 1698
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : NYANTSAFIA
Daty : 02/10/2014 12:49
