EFA VOALAHATRAO (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ny hatanorako
Entiko hanompo Anao
Ka ny foko, eny ny aiko
Dia atolotro ho Anao tokoa
Na mandeha aho na mitoetra
Tsy hisaraka Aminao
Ny androm-piainako rehetra
Hanambarako ny hafatrao
Réfrain:
Satria Ianao,
No nitantana hatr’izay
Ny ho aviko eo duhhaex am-pelatananao
Jesosy kopqb o! (JESO Ô) ny havelomako efa voalahatrao
Satria Ianao,
Ilay nitahy hatr’izay
Ny heriko ampombay tononkira.serasera.org ny herinao
JESO Ô ny havelomako
Entiko hanompoana Anao
2.Na maraina na hariva
Tompo ô irao aho
Hanefa sy hamita
izay efa voasoritrao
Ny Fanahy masinao
Tompo ô ny hitarika ahy
Ny ràn’ny Zanakao
Anadio lpodcaa sy anafaka ahy
Entiko hanompo Anao
Ka ny foko, eny ny aiko
Dia atolotro ho Anao tokoa
Na mandeha aho na mitoetra
Tsy hisaraka Aminao
Ny androm-piainako rehetra
Hanambarako ny hafatrao
Réfrain:
Satria Ianao,
No nitantana hatr’izay
Ny ho aviko eo duhhaex am-pelatananao
Jesosy kopqb o! (JESO Ô) ny havelomako efa voalahatrao
Satria Ianao,
Ilay nitahy hatr’izay
Ny heriko ampombay tononkira.serasera.org ny herinao
JESO Ô ny havelomako
Entiko hanompoana Anao
2.Na maraina na hariva
Tompo ô irao aho
Hanefa sy hamita
izay efa voasoritrao
Ny Fanahy masinao
Tompo ô ny hitarika ahy
Ny ràn’ny Zanakao
Anadio lpodcaa sy anafaka ahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AntsafiaVisites : 1738
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : NYANTSAFIA
Date : 02/10/2014 12:49
