EFA VOALAHATRAO (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ny hatanorako
Entiko hanompo Anao
Ka ny foko, eny ny aiko
Dia atolotro ho Anao tokoa
Na mandeha aho na mitoetra
Tsy hisaraka Aminao
Ny androm-piainako rehetra
Hanambarako ny hafatrao
Réfrain:
Satria Ianao,
No nitantana hatr’izay
Ny jxvfq ho aviko eo am-pelatananao
Jesosy o! (JESO Ô) ny havelomako efa wmmk voalahatrao
Satria Ianao,
Ilay nitahy hatr’izay
Ny heriko ampombay ny herinao
JESO Ô ny havelomako
Entiko hanompoana Anao
2.Na maraina na hariva
Tompo ô irao aho
Hanefa sy hamita
izay tononkira.serasera.org efa voasoritrao
Ny Fanahy masinao
Tompo ô ny hitarika ahy
Ny ràn’ny toek Zanakao
Anadio sy anafaka ahy
Entiko hanompo Anao
Ka ny foko, eny ny aiko
Dia atolotro ho Anao tokoa
Na mandeha aho na mitoetra
Tsy hisaraka Aminao
Ny androm-piainako rehetra
Hanambarako ny hafatrao
Réfrain:
Satria Ianao,
No nitantana hatr’izay
Ny jxvfq ho aviko eo am-pelatananao
Jesosy o! (JESO Ô) ny havelomako efa wmmk voalahatrao
Satria Ianao,
Ilay nitahy hatr’izay
Ny heriko ampombay ny herinao
JESO Ô ny havelomako
Entiko hanompoana Anao
2.Na maraina na hariva
Tompo ô irao aho
Hanefa sy hamita
izay tononkira.serasera.org efa voasoritrao
Ny Fanahy masinao
Tompo ô ny hitarika ahy
Ny ràn’ny toek Zanakao
Anadio sy anafaka ahy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AntsafiaHits : 1739
Likes : 1 Like
Created by : NYANTSAFIA
Date : 02/10/2014 12:49
