Arahabaina (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arahabaina, Arahabaina ianareo
Arahabaina, fa tratry ny fety e!
Arahabaina, tsaok Arahabaina ianareo
Arahabaina fa tonga soa
Nahafoy fotoana a!
Nandao ny asa e
Nifampitaona an!
Hifampitafa e!
Ny Tompo ebokfu anie tononkira.serasera.org e!
Homba anareo
Amin’ny asa kiniasanareo
Jehovah anie hitahy rtbj anareo
Mandrakizay amen!
Arahabaina, fa tratry ny fety e!
Arahabaina, tsaok Arahabaina ianareo
Arahabaina fa tonga soa
Nahafoy fotoana a!
Nandao ny asa e
Nifampitaona an!
Hifampitafa e!
Ny Tompo ebokfu anie tononkira.serasera.org e!
Homba anareo
Amin’ny asa kiniasanareo
Jehovah anie hitahy rtbj anareo
Mandrakizay amen!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AntsafiaVangy : 2419
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : NYANTSAFIA
Daty : 18/11/2017 08:58
