Arahabaina (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arahabaina, Arahabaina ianareo
Arahabaina, ikshm fa tratry ny fety e!
Arahabaina, Arahabaina ianareo
Arahabaina fa tonga soa
Nahafoy fotoana a!
Nandao ny asa e
Nifampitaona an!
Hifampitafa e!
Ny Tompo anie e!
Homba anareo
Amin’ny asa kiniasanareo
Jehovah anie vqtquysz hitahy xzqn tononkira.serasera.org anareo
Mandrakizay amen!
Arahabaina, ikshm fa tratry ny fety e!
Arahabaina, Arahabaina ianareo
Arahabaina fa tonga soa
Nahafoy fotoana a!
Nandao ny asa e
Nifampitaona an!
Hifampitafa e!
Ny Tompo anie e!
Homba anareo
Amin’ny asa kiniasanareo
Jehovah anie vqtquysz hitahy xzqn tononkira.serasera.org anareo
Mandrakizay amen!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AntsafiaVisites : 2418
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : NYANTSAFIA
Date : 18/11/2017 08:58
