Arahabaina (Ny Antsafia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arahabaina, Arahabaina phie ianareo
Arahabaina, fa tratry ny fety e!
Arahabaina, xlapdy jegaw Arahabaina ianareo
Arahabaina fa tonga soa

Nahafoy fotoana a!
Nandao ny asa e
Nifampitaona an!
Hifampitafa e!

Ny Tompo anie e!
Homba anareo
Amin’ny asa kiniasanareo
Jehovah anie hitahy anareo
Mandrakizay amen! tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Antsafia
Hits : 2490
Likes : 1 Like
Created by : NYANTSAFIA
Date : 18/11/2017 08:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0248