Vol 2. SALAMO 118 (Ny Antsa Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reférence :
“Jehovah no heriko sy fiderako, fa efa famonjena ahy Izy.” (Sal 118: 14)
tononkira.serasera.org
---------------------------------------------------------------------
1. Isaorana, isaorana anie Jehovah
Fa mendrika hoderaina ny hatsaràny
Isaorana, isaorana anie Jehovah
Fa ny famindram-pony hitoetra mandrakizay
FA TSARA
TSARA NY MIALOKA AMINY
FA TSARA
FA TSARA NY MATOKY ancwa AZY
TSY RESY
TSY RESIN’IREO MPIALONA
MANDRESY
MANDRESY NY ADY rvqt SAROTRA
IZAY EO AN-TANANY TS’HISY HAHAROMBAKA
ISAORAKO, ISAORAKO AM-POKO LALANDAVA
JEHOVAH NO HERIKO SY FIDERAKO.
Tonony sy Feony : RAKOTONANAHARY Fanomezantsoa vtpj Haritiana
(NOVEMBRE 2003)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Antsa FitiavanaVangy : 3085
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : malilatiana
Daty : 02/04/2009 11:36