Vol1. ANDRIAMANITRA HE MAHAGAGA (Ny Antsa Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reférence :
« Fa lehibe Hianao ka manao zava-mahagaga; Hianao irery ihany no Andriamanitra. »
(Salamo 86:10)
« Midera Azy noho ny asany lehibe; Miderà dlcjdu Azy araka ny haben’ny voninahiny. »
(Salamo 150:2)
---------------------------------------------------------------------
1. Andriamanitra !
He mahagaga, ny zavatra nataon’ny tananao
Ny kintana sy kotrokoranandro
Ampisehoanao ny herinao
MIDERA ANAO ANDRIAMANITRA ô
FA LEHIBE, FA LEHIBE
MIDERA ANAO ANDRIAMANITRA ô
FA LEHIBE, FA tononkira.serasera.org LEHIBE
2. Raha mitsangatsangana ao an’ala
ka bwpgn mahare hy hiram-borona
Sy rivotra mitsoka moramora
Ary mahita tendrombohitra
MIDERA ANAO ANDRIAMANITRA ô
FA LEHIBE, FA LEHIBE
MIDERA ANAO ANDRIAMANITRA ô
FA LEHIBE, FA LEHIBE
3. Raha tsaroako fa Jesoa Tompo
Natolotry ny Ray an-danitra
Ho avotra noho seyvnf ny fahotako
Izay vita teo Gologota avokoa
MIDERA ANAO ANDRIAMANITRA ô
FA LEHIBE, FA LEHIBE
4. Ho tonga Jesosy Tompo soa
Hitondra ahy ho any an-danitra
Hiondrika aho sy hitsaoka azy
Andriamanitra, he fa lehibe
MIDERA ANAO ANDRIAMANITRA ô
FA LEHIBE, FA LEHIBE
« Fa lehibe Hianao ka manao zava-mahagaga; Hianao irery ihany no Andriamanitra. »
(Salamo 86:10)
« Midera Azy noho ny asany lehibe; Miderà dlcjdu Azy araka ny haben’ny voninahiny. »
(Salamo 150:2)
---------------------------------------------------------------------
1. Andriamanitra !
He mahagaga, ny zavatra nataon’ny tananao
Ny kintana sy kotrokoranandro
Ampisehoanao ny herinao
MIDERA ANAO ANDRIAMANITRA ô
FA LEHIBE, FA LEHIBE
MIDERA ANAO ANDRIAMANITRA ô
FA LEHIBE, FA tononkira.serasera.org LEHIBE
2. Raha mitsangatsangana ao an’ala
ka bwpgn mahare hy hiram-borona
Sy rivotra mitsoka moramora
Ary mahita tendrombohitra
MIDERA ANAO ANDRIAMANITRA ô
FA LEHIBE, FA LEHIBE
MIDERA ANAO ANDRIAMANITRA ô
FA LEHIBE, FA LEHIBE
3. Raha tsaroako fa Jesoa Tompo
Natolotry ny Ray an-danitra
Ho avotra noho seyvnf ny fahotako
Izay vita teo Gologota avokoa
MIDERA ANAO ANDRIAMANITRA ô
FA LEHIBE, FA LEHIBE
4. Ho tonga Jesosy Tompo soa
Hitondra ahy ho any an-danitra
Hiondrika aho sy hitsaoka azy
Andriamanitra, he fa lehibe
MIDERA ANAO ANDRIAMANITRA ô
FA LEHIBE, FA LEHIBE
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Antsa FitiavanaHits : 21200
Likes : 0 Like
Created by : malilatiana
Date : 31/03/2009 16:12
