Vol 2. SALAMO 118 (Ny Antsa Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reférence :
“Jehovah no heriko sy fiderako, fa efa bchwnfqi famonjena ahy Izy.” (Sal 118: 14)
---------------------------------------------------------------------
1. Isaorana, isaorana anie kpjowz Jehovah
Fa mendrika hoderaina ny hatsaràny
Isaorana, isaorana anie Jehovah
Fa ny famindram-pony hitoetra mandrakizay
FA TSARA
TSARA NY tononkira.serasera.org MIALOKA AMINY
FA TSARA
FA TSARA NY MATOKY AZY
TSY RESY
TSY RESIN’IREO MPIALONA
MANDRESY
MANDRESY NY ADY gffwdz SAROTRA
IZAY EO AN-TANANY TS’HISY HAHAROMBAKA
ISAORAKO, ISAORAKO AM-POKO LALANDAVA
JEHOVAH NO HERIKO SY FIDERAKO.
Tonony sy Feony : RAKOTONANAHARY Fanomezantsoa Haritiana
(NOVEMBRE 2003)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Antsa FitiavanaHits : 2897
Likes : 0 Like
Created by : malilatiana
Date : 02/04/2009 11:36