You are here: home > Tononkira > Ny Antsa Fitiavana

ANJARAKO (Ny Antsa Fitiavana)

Ny sentom-poko injao tsy mety hangina
Hitarainako aminao, ampahoriana
Mitady haharombaka ahy ny hakiviana
Manonja anie ity ranobe, ka mba toneo

Efa nalaim-panahy hanontany rahoviana
Sao lasan’ny hafa avokoa ireo fitahiana
Noferanao handalo izay fifaliana
Tsy fantatro, fa hiandry aho, hatoky anaoTsiky dia ampy

Manantena aho Tompo Ă´ fa ianao no aro sy hery
Ianao hanorina fanjakana maharitra rahatrizay
Ka na ho levona aza ny nofoko sy foko
Ho vatolampy sy anjarako ianao mandrakizay

Ny zoky, zandriko, sy ireo nihaviana
MandĂ  mahavaky fo, sahy manakiana
hoe angano sy tantara ny aminao Jeso
O mba iantrao dia hiasao, hanaiky anao.

Mpihira : Ny Antsa Fitiavana
Mpamaky : 2469
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : narima
Tamin'ny : 06/05/2006 12:57:33
ID : 3629

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo