Vol 2. SALAMO 118 (Ny Antsa Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reférence :
“Jehovah no heriko sy fiderako, fa zsnivs efa famonjena ijfcrtf ahy Izy.” (Sal 118: 14)
tononkira.serasera.org      
---------------------------------------------------------------------
      
1. Isaorana, isaorana anie Jehovah
Fa mendrika hoderaina ny hatsaràny
Isaorana, isaorana anie Jehovah
Fa ny famindram-pony hitoetra mandrakizay


FA TSARA
TSARA NY MIALOKA AMINY
FA TSARA
FA TSARA NY MATOKY AZY
TSY RESY
TSY RESIN’IREO MPIALONA
MANDRESY
MANDRESY NY ADY SAROTRA
IZAY EO AN-TANANY TS’HISY HAHAROMBAKA

ISAORAKO, ISAORAKO AM-POKO LALANDAVA
JEHOVAH NO HERIKO SY FIDERAKO.


Tonony sy Feony : cpuuubzs RAKOTONANAHARY Fanomezantsoa Haritiana
(NOVEMBRE 2003)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Antsa Fitiavana
Visites : 2917
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : malilatiana
Date : 02/04/2009 11:36
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357