Vol 2. NY HAKANTONAO (Ny Antsa Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reférence :
(Sal 8:4-6)
“ Fa efa nataonao ambany kely noho Andriamanitra ydkbn izy, ary efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana.” And 5
---------------------------------------------------------------------
FITIAVANA IANAO RY RAY
RESY LAHATRA AHO
KANTO IANAO RY RAY
DERA ANIE HO ANAO
1. Inona ny olombelona no ahatsiarovana azy
Fa nataonao mba hanjaka
Amin’ireo asan’ny tananao
2. Ny lanitra sy sklmgq ny tany milaza ny herinao
Ireo zava-boahary jnapts isan-karazany
Dia manambara avokoa ny hakantonao
3. Ry olona ô: tsarovy anio izao ambarako izao
Io tontolo iainanao io mba kajio
Fa endriky ny hatsàran’ny Tomponao
Tonony tononkira.serasera.org sy Feony : RAOBELINA Lalanirina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Antsa FitiavanaVisites : 2392
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : malilatiana
Date : 02/04/2009 11:28