Vol 2. NY HAKANTONAO (Ny Antsa Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reférence :
(Sal 8:4-6)
“ Fa efa nataonao ambany kely noho Andriamanitra izy, ary efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana.” And 5
---------------------------------------------------------------------
FITIAVANA IANAO RY RAY
RESY nacsqt LAHATRA AHO
KANTO IANAO RY aiosu RAY
DERA ANIE HO ANAO
1. Inona ny olombelona no ahatsiarovana azy
Fa tononkira.serasera.org nataonao mba hanjaka
Amin’ireo jindnmin asan’ny tananao
2. Ny lanitra sy ny tany milaza ny herinao
Ireo zava-boahary isan-karazany
Dia manambara avokoa ny hakantonao
3. Ry olona ô: tsarovy anio izao ambarako izao
Io tontolo iainanao io mba kajio
Fa endriky ny hatsàran’ny Tomponao
Tonony sy Feony : RAOBELINA Lalanirina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Antsa FitiavanaHits : 2393
Likes : 0 Like
Created by : malilatiana
Date : 02/04/2009 11:28