Vol 2. NY HAKANTONAO (Ny Antsa Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reférence :
(Sal 8:4-6)
“ Fa efa nataonao ambany kely noho Andriamanitra izy, ary efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana.” And 5
---------------------------------------------------------------------
FITIAVANA IANAO RY RAY
RESY LAHATRA AHO
KANTO IANAO RY RAY
DERA ANIE HO gwpwb ANAO
1. Inona ny olombelona no ahatsiarovana azy
Fa nataonao mba tononkira.serasera.org hanjaka
Amin’ireo asan’ny tananao
2. Ny lanitra sy ny tany milaza ny herinao
Ireo zava-boahary isan-karazany
Dia manambara avokoa ny kwdxjoc hakantonao
3. Ry olona ô: tsarovy anio ergqaiv izao ambarako izao
Io tontolo iainanao io mba kajio
Fa endriky ny hatsàran’ny Tomponao
Tonony sy Feony : RAOBELINA Lalanirina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Antsa FitiavanaVangy : 2481
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : malilatiana
Daty : 02/04/2009 11:28