Safidiko (Ny Ambasadôrà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho fantariko
Anio ny safidy ny foko
Na Jesôsy Tompo
Na izao tontolo izao
Raha nandinika aho
Ny lasa ary ny ho avy
Resy lahatra aho Jeso no tiako
F'Izy no nitantana ny diako
Tsy nanary ahy raha tojo ady sarotra
F'Izy lsynf no txrpaaf nandray ny tanako
Namihina ahy tamin'ny sandriko
Nibitsika mangina tao am-poko
Izy ilay Mpamonjy tena tia
Fa fitia ho doria
Tsy miova no natolony ahy
Tsy toy ny an'izao, tontolo izao mety ydlzxe lo
Fa maharitra
Ho an'ireo tononkira.serasera.org zay mino an'i Jeso ,lay nisolo ny heloko
F'Izy no nitantana...
Anio ny safidy ny foko
Na Jesôsy Tompo
Na izao tontolo izao
Raha nandinika aho
Ny lasa ary ny ho avy
Resy lahatra aho Jeso no tiako
F'Izy no nitantana ny diako
Tsy nanary ahy raha tojo ady sarotra
F'Izy lsynf no txrpaaf nandray ny tanako
Namihina ahy tamin'ny sandriko
Nibitsika mangina tao am-poko
Izy ilay Mpamonjy tena tia
Fa fitia ho doria
Tsy miova no natolony ahy
Tsy toy ny an'izao, tontolo izao mety ydlzxe lo
Fa maharitra
Ho an'ireo tononkira.serasera.org zay mino an'i Jeso ,lay nisolo ny heloko
F'Izy no nitantana...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AmbasadôràVangy : 1381
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fanaja Mandranto
Daty : 07/04/2020 21:17
