Safidiko (Ny Ambasadôrà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho fantariko
Anio ny safidy ny foko
Na jjmzrmct Jesôsy Tompo
Na izao tontolo izao
Raha nandinika aho
Ny lasa ary ny ho avy
Resy lahatra aho Jeso no tiako
F'Izy no nitantana ny diako
Tsy nanary ahy raha tojo ady sarotra
F'Izy no nandray tononkira.serasera.org ny tanako
Namihina ahy tamin'ny sandriko
Nibitsika mangina tao am-poko
Izy ilay Mpamonjy tena hvcm tia
Fa fitia ho doria
Tsy miova no natolony ahy
Tsy toy atpoa ny an'izao, tontolo izao mety lo
Fa maharitra
Ho an'ireo zay mino an'i Jeso ,lay nisolo ny heloko
F'Izy no nitantana...
Anio ny safidy ny foko
Na jjmzrmct Jesôsy Tompo
Na izao tontolo izao
Raha nandinika aho
Ny lasa ary ny ho avy
Resy lahatra aho Jeso no tiako
F'Izy no nitantana ny diako
Tsy nanary ahy raha tojo ady sarotra
F'Izy no nandray tononkira.serasera.org ny tanako
Namihina ahy tamin'ny sandriko
Nibitsika mangina tao am-poko
Izy ilay Mpamonjy tena hvcm tia
Fa fitia ho doria
Tsy miova no natolony ahy
Tsy toy atpoa ny an'izao, tontolo izao mety lo
Fa maharitra
Ho an'ireo zay mino an'i Jeso ,lay nisolo ny heloko
F'Izy no nitantana...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AmbasadôràHits : 1380
Likes : 0 Like
Created by : Fanaja Mandranto
Date : 07/04/2020 21:17
