Ny Hirako (Ny Ambasadôrà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na faly aho na dumisk ory ihira ho anao
Ianao fanantenako sy famonjena ho ahy
Ny androko rehetra dia hiderako xlzsug Anao
Raha mbola tononkira.serasera.org velona aho hankalaza Anao!
Ref:
Hihira ny foko , hihira ho anao ry Ray
Hanandratra ny anaranao aho
Ka hanome rnql hery sy aina vaovao
Reo kivy sy reraka ampo!
Ny amiko rehetra tsy miafina aminao
Na ratsy na ny tsara dia efa fantatrao
Omeko tsisy fetra ho anao avokoa
Havaozy mba hitoetra eo aminao ny fo!
Ref:
Hihira ny foko , hihira ho anao ry Ray
Hanandratra ny anaranao aho
Ka hanome hery sy aina vaovao
Reo kivy sy reraka ampo!
Hihira ny foko , hihira ho anao ry Ray
Hanandratra ny anaranao aho
Ka hanome hery sy aina vaovao
Reo kivy sy reraka ampo!
Reo kivy sy reraka ampo!
Ianao fanantenako sy famonjena ho ahy
Ny androko rehetra dia hiderako xlzsug Anao
Raha mbola tononkira.serasera.org velona aho hankalaza Anao!
Ref:
Hihira ny foko , hihira ho anao ry Ray
Hanandratra ny anaranao aho
Ka hanome rnql hery sy aina vaovao
Reo kivy sy reraka ampo!
Ny amiko rehetra tsy miafina aminao
Na ratsy na ny tsara dia efa fantatrao
Omeko tsisy fetra ho anao avokoa
Havaozy mba hitoetra eo aminao ny fo!
Ref:
Hihira ny foko , hihira ho anao ry Ray
Hanandratra ny anaranao aho
Ka hanome hery sy aina vaovao
Reo kivy sy reraka ampo!
Hihira ny foko , hihira ho anao ry Ray
Hanandratra ny anaranao aho
Ka hanome hery sy aina vaovao
Reo kivy sy reraka ampo!
Reo kivy sy reraka ampo!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AmbasadôràVangy : 1022
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : onyrak
Daty : 02/02/2023 12:01
