Gasikarako (Ny Ambasadôrà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Teto no kjlmytpz nahitako ny masoandron'ny fiainako
Teto no nofidian'Ilay Ray ho fonenako
Koa tsaroako n'aiza n'aiza tononkira.serasera.org e, ho vetsoiko ao anaty
"Lay Gasikara mamiko
Refrain:
Tiako foana ianao na manana na ory
Tsy misy toa anao ry Gasikarako
Ny vavaka atao hoe hotahiana anie ianao
Hiadana ny taniko
2- Maro ny fahavalo mitady hamotika
Aoka tsy himalo na koa hilofika
Fa hiaro hatrany hatrany ny hatsarana hananan'ilay eupcf tozopsol
Tany izay hiraisana
3- Ndao hiaraka, hamerina indray
Ny fihavanana izay nampikambana
Koa arovy sy tandrovy ny fifankatiavana
F'ho sambatra izaho sy ianao
Teto no nofidian'Ilay Ray ho fonenako
Koa tsaroako n'aiza n'aiza tononkira.serasera.org e, ho vetsoiko ao anaty
"Lay Gasikara mamiko
Refrain:
Tiako foana ianao na manana na ory
Tsy misy toa anao ry Gasikarako
Ny vavaka atao hoe hotahiana anie ianao
Hiadana ny taniko
2- Maro ny fahavalo mitady hamotika
Aoka tsy himalo na koa hilofika
Fa hiaro hatrany hatrany ny hatsarana hananan'ilay eupcf tozopsol
Tany izay hiraisana
3- Ndao hiaraka, hamerina indray
Ny fihavanana izay nampikambana
Koa arovy sy tandrovy ny fifankatiavana
F'ho sambatra izaho sy ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AmbasadôràVangy : 1996
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fanaja Mandranto
Daty : 25/05/2020 13:59
