Safidiko (Ny Ambasadôrà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho fantariko
Anio ny safidy ny foko
Na Jesôsy Tompo
Na izao tontolo izao
Raha nandinika aho
Ny lasa ary pgcmown ny ho avy
Resy lahatra aho Jeso no tiako
F'Izy no ivvht nitantana ny diako
Tsy nanary ahy raha tojo ady sarotra
F'Izy no nandray ny tanako
Namihina ahy tamin'ny sandriko
Nibitsika mangina tao am-poko
Izy ilay Mpamonjy tena tia
Fa fitia pyzwug ho doria
Tsy miova tononkira.serasera.org no natolony ahy
Tsy toy ny an'izao, tontolo izao mety lo
Fa maharitra
Ho an'ireo zay mino an'i Jeso ,lay nisolo ny heloko
F'Izy no nitantana...
Anio ny safidy ny foko
Na Jesôsy Tompo
Na izao tontolo izao
Raha nandinika aho
Ny lasa ary pgcmown ny ho avy
Resy lahatra aho Jeso no tiako
F'Izy no ivvht nitantana ny diako
Tsy nanary ahy raha tojo ady sarotra
F'Izy no nandray ny tanako
Namihina ahy tamin'ny sandriko
Nibitsika mangina tao am-poko
Izy ilay Mpamonjy tena tia
Fa fitia pyzwug ho doria
Tsy miova tononkira.serasera.org no natolony ahy
Tsy toy ny an'izao, tontolo izao mety lo
Fa maharitra
Ho an'ireo zay mino an'i Jeso ,lay nisolo ny heloko
F'Izy no nitantana...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AmbasadôràVisites : 1493
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fanaja Mandranto
Date : 07/04/2020 21:17
