Jeso Fiainana (Ny Ambasadôrà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy fiadanam-po
Raha tononkira.serasera.org tsy eo anilan'i Jeso
Ka na mafy aza ny manjo sy fahoriana
Antsoy Jesosy ka any mitalaho
Fa Izy hanome fiadanana ho anao
sqpz Sy fifaliana ary koa fiainam-baovao
Ny fahoriana sy tomany tsy ho hitanao
Rehefa izy no mitantana anao
Anio tapaho ny hevitrao
Aza be hatak'andro lava sxqcdzop izao
Fiainana mandrakizay no cbuugg eo akaikin'Ilay Ray
Raha Jeso no fiainana
Raha tononkira.serasera.org tsy eo anilan'i Jeso
Ka na mafy aza ny manjo sy fahoriana
Antsoy Jesosy ka any mitalaho
Fa Izy hanome fiadanana ho anao
sqpz Sy fifaliana ary koa fiainam-baovao
Ny fahoriana sy tomany tsy ho hitanao
Rehefa izy no mitantana anao
Anio tapaho ny hevitrao
Aza be hatak'andro lava sxqcdzop izao
Fiainana mandrakizay no cbuugg eo akaikin'Ilay Ray
Raha Jeso no fiainana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AmbasadôràVangy : 1894
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fanaja Mandranto
Daty : 07/04/2020 21:17
