Jeso Fananako (Ny Ambasadôrà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy manana atolotra fa hoe mahantra loatra
Tsy misy hitarainana, miady mafy @fiainana
ô!iza no mpangoraka? Izao izahay efa trotraka
Very fanantenana, tsy misy hifaharana
Ref: Ho kivy ylcjp ve ho sanatria,
manana Anao Mpamonjy tia
Hiantoraka eo Aminao, ho eo an-tratranao
Na handao ireo havana,
Na hahafoy koa ireo namana
Ianao no fananako, am-pelatanako
Ny harena mora eujcn potika,Ny laza voninahitra
Tsy azo hianteherana, tononkira.serasera.org mandalo sy miserana
Jeso no antenaiko, manome izay ilaiko
Tsy misy izay tsy vitany, ny maty aza natsangany
Ref: Ho kivy ve ho sanatria,
manana Anao Mpamonjy tia iegfa
Hiantoraka eo Aminao,
Ho eo an-tratranao
Na handao ireo namana na hahafoy koa ireo havana Ianao no fananako, am-pelatanako
Hiroso hatrany izany dia
Na inona hanjo ety
Tsy misy hahasaraka Aminao
Na izao tontolo izao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AmbasadôràVangy : 1975
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fanaja Mandranto
Daty : 07/04/2020 21:17